Entry | fitsimbinana (tsimbina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |