Entry fitsilanesana (tsilany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra [1.1]

Updated on 2023/01/05