Entry fitsilailaizana (tsilailay)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo [1.1]

Updated on 2023/01/05