Entry fitsikiloana (tsikilo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana [1.1]

Updated on 2023/01/05