Entry fitsikiakianana (tsikiakia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin' ny fitsikiakianan' io tovolahy io [1.1]

Updated on 2023/01/05