Entry fitsikarohana (tsikaroka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1]

Updated on 2020/07/31