Entry fitsikanikany (tsikanikany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona mitsikanikany, izany hoe mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany [1.1]

Updated on 2023/01/05