Entry fitsihana (tsika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [Rajemisa 1985]
 fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [SLP 1986]
French definition fuite, infiltration [SLP 1986]
Synonyms fitsika

2009/11/06