Entry fitsidradraka (tsidradraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Synonyms fitsidradra ~ fitsidradrahana ~ fitsidradrana

Updated on 2023/01/05