Entry fitsiatsia (tsiatsia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [1.1]

Updated on 2023/01/05