Entry | fitsetsahana (tsetsaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny! [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |