Entry fitsetahana (tsetaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan' ny peratra amin' ny rantsantananao no omantarana fa antonona anao tsara ilay izy [1.1]

Updated on 2023/01/05