Entry fitsentsitra (tsentsitra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava
Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory [1.1]

Updated on 2023/04/14