Entry fitselehana (tselika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io
Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany [1.1]
Explanations in French La promptitude, l'agilité [1.3]

Updated on 2023/01/20