Entry fitselatra (tselatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mitselatra na manjelanjelatra tampoka sy vetivety: Mahatsiravina ny fitselatry ny varatra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31