Entry fitselarana (tselatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo [1.1]

Updated on 2023/01/20