Entry fitsehontsehonana (tsehontsehona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina ny fitsehontsehonan-dRasoa [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23