Entry fitsehontsehonana (tsehontsehona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina ny fitsehontsehonan-dRasoa [1.1]

Updated on 2023/01/05