Entry fitsaraingona (tsaraingona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan' olona na manapaka tenin' olona ka miteny raha mbola miteny izy [1.1]

Updated on 2023/01/05