Entry fitsara (tsara)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
Azo tsaraina [1.1]
Examples Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/04/14