Entry | fitsapahana (tsapaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |