Entry fitsangantsanganana (tsangantsangana (tsangana))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly
Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana [1.1]

Updated on 2023/01/20