Entry fitsanganana (tsangana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa
Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity
Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona [1.1]

Updated on 2023/01/20