Entry fitsamontsamonana (tsamontsamona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana: Mitory tsy fahalalam-pomba ny fitsamontsamonana eo ampihinanana [1.1]

Updated on 2023/01/05