Entry fitsakatsakana (tsakatsaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana miditra any anaty lobolobo misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23