Entry | fitsaharana (tsahatra) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1] | ||||
Explanations in English | A pause, rest [1.7] | ||||
Explanations in French | Pause, repos [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Articles | Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly | ||||
Anagrams | fitsaharana, tsara fanahy |
Updated on 2023/01/20 |