| Entry | 1 fitsaboana |
| Root | 2 tsabo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana:
5 Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] |
| Explanations in English |
6 medical care and nursing
[1.7] |
| Explanations in French |
7 soins médicaux
[1.8] |
| Examples |
8 Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana?
[2.113#75]
9 Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89] |
| Vocabulary | 10 Health |
| All compound words | 11 trano fitsaboana |
| Updated on 2025/11/17 |
|