Entry fitsabo (tsabo)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina [1.1]
Examples Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424]

Updated on 2023/04/14