Entry | fitrotrongy (trotrongy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |