Entry fitrosana (trosa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05