Entry fitronana (trona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa
Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05