Entry fitroarana (troatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana
Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby
Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny [1.1]

Updated on 2023/01/05