Entry fitrebika (trebika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [1.1]

Entry fitrebika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Fanjaitra [1.1]

Entry fitrebika (trebika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [1.1]
Explanations in English A fork, a prong. See firombaka, forisety. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20