Entry fitranitrany (tranitrany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05