Entry fitraka (traka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [Rajemisa 1985]

2009/02/23