Entry fitrabarana (trabaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1]
Synonyms fitrabahana

Updated on 2023/01/05