Entry fitotototoana (totototo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io [1.1]
Synonyms fitotototo

Updated on 2023/01/05