Entry | fitondrahana (tondraka) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity ¶ Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |