Entry fitondrahana (tondraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity
Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20