Entry fitokonana (tokona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1]
Explanations in English Obstinacy [1.7]
Explanations in French L'obstination, le motif, le lieu [1.3]
 Entêtement [1.8]

Entry fitokonana (tokona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1]
Explanations in English A strike by laborers [1.7]
Explanations in French Grève des ouvriers [1.8]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31