Entry fitohanana (tohana)
Part of speech noun
Malagasy definition Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely [Rajemisa 1985]

Entry fitohanana (tohana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [Rajemisa 1985]

2010/05/06