Entry fitodiana (tody)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [1.1]
Explanations in English A harbor; an airport [1.7]
Explanations in French Port, havre; aéroport [1.8]
Examples 
1Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona. [2.499]
2Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana. [2.366]
Vocabulary 
Synonyms fiantsonana ~ seranana
Compound words 

Updated on 2023/08/24