Entry fitobohana (toboka)
Part of speech noun
Explanations in French équilibre [1.13]
Examples Nony avy nampirimpirin-trano teo Rasoa, tsy nahandry ny fahatongavan' izy roalahy, ka indry nivoaka ny trano nihazo ny lalana andrefan-tanàna, nankany amin' ny tanim-pasika fitobohana horompotsy. [2.470]

Updated on 2023/01/20