Entry fitobahana (tobaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro [1.1]
Synonyms fitobaka

Updated on 2023/01/20