Entry | fitiliana (tily) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina ¶ Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao ¶ Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [Rajemisa 1985] | |
French translation | visée [SLP 1986] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |