Entry fitiliana (tily)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1]
Explanations in French Visée [1.13]

Updated on 2023/01/20