Entry fitifitra (tifitra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika
Azo tofirina [1.1]
Examples Nahitsy kendry ilay kavia fitifitra, ka mba voany tsara ihany koa ny anjara olony. [2.472]

Updated on 2023/04/14