Entry fitezotezo (tezotezo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana [1.1]

Entry fitezotezo (tezotezo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! [1.1]

Updated on 2023/01/05