Entry | fitetika (tetika) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika Azo tetehina [1.1] | |
Entry | fitetika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] Grand couteau ; bêche. [1.19] | |
Synonyms | fitetiky | |
Updated on 2023/01/20 |