Entry fitetezana (tety)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany
Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala [1.1]

Updated on 2023/01/20